Ava ana Jesosy (AVANT ANAY JESOSY) (FEFI)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hianao Jesosy Tompo iankinakoFa tsy hanary anay e
Ireto Feon’ny Fifohazana
(na koa hoe : Ireto tanora FPVM)
Vonona hidera Anao ô !
Hianao Jesosy no Tompon’asa
Fa fitôvagna izahay e !
FANAHY MASINô, tafio aminay
ny Herinao Jesosy ô, handray Anao ‘zahay e
Ava ana JESOSY Arera ana satana
Ô ry devoly e, veloma anao ô ô, (2x)
Mamitaka ziô ô, tsy amin’rariny e e (2x)
Ô! ‘Zaho tsy Mety mipôdy afara
Efa rerak’ zaho ô (2x)
Ô ry devoly e, diadiaviko ano e, (2x)
T.M. Beandrarezona 2014 (mpamorona : Francelin)
Misy fihetsika mavitrika iarahan'ny mpihira sy ny mpijery mandihy
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : FEFIHits : 5285
Likes : 0 Like
Created by : mbahoirayihanyizyrehetra
Date : 03/01/2015 18:30