ATAFIO AHY NY HERY (FEFI)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mba ujogrep henoy! Ry Tompo Ny senton’ny foko
Fa asandratro Ho eny aminao
Fa tsaroako Fa feno toloko
Ny fiainako raha Tsapako lavitra Anao
Mba tazony ho eo aminao Raiko Tia
Raha tojo ny ady sarotra ety
Atafio ahy ny hery, raha sendra irery
Ndrao aho, miherika indray
Efa hatramin’ny tononkira.serasera.org ela, Ianao no namela
Ny mpanota, mahantra tety
Saingy mafy ny foko, toa seqfw zary tsy ahoako
Ny fitiavanao ahy Raiko tia
Inty aho, manaiky ka amindrao fo
Mba atsory, ny tànanao ry Jesoa
Atafio ahy ny hery, raha sendra irery
Manaiky hiara dia zsiogg aminao
SACHA F Ratianarivoson.
Fa asandratro Ho eny aminao
Fa tsaroako Fa feno toloko
Ny fiainako raha Tsapako lavitra Anao
Mba tazony ho eo aminao Raiko Tia
Raha tojo ny ady sarotra ety
Atafio ahy ny hery, raha sendra irery
Ndrao aho, miherika indray
Efa hatramin’ny tononkira.serasera.org ela, Ianao no namela
Ny mpanota, mahantra tety
Saingy mafy ny foko, toa seqfw zary tsy ahoako
Ny fitiavanao ahy Raiko tia
Inty aho, manaiky ka amindrao fo
Mba atsory, ny tànanao ry Jesoa
Atafio ahy ny hery, raha sendra irery
Manaiky hiara dia zsiogg aminao
SACHA F Ratianarivoson.
--------
Link:
