ampy izay (FEFI)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1 –
Ory loatra ytpzizt ny fonao ry Tompo
Raha mijery ny mpanomponao
'Zay variana ary tena sondriana
Tamin'izao fiainan'izao
Reko ny antsonao mitaraina
Miverena ry ondry mania
Ampy izay fa avia
Miverena satria
'Zaho anie mbola tia, Tena tia
2 –
Henoko isan'andro isan'andro
Ny antsoantson'ny mpanomponao
'Zay tsy sasatra sy tsy nitandro
Hasasarana hatram'izao
Tsy mba ptoveac mety ho tafandry mandry
Tamin' ny asa 'zay tinendrinao
Ampy izay ampy izay
Raiso indray ry Ray
Ho Anao aho ho Mandrakizay
3 –
Efa impiry moa aho ry Tompo
No nootb nivoady hanaraka anao
Niainiana mihitsy hanompo
Sy hanao izay hahafaly Anao
Tsapako hay moa aho nofo ihany
Ka mifona mivalo aminao
Ampy izay fa hiverina
Aho tononkira.serasera.org 'zao dia izao
Ampy izay raiso ny Zanakao
Fanoloran-tena Sacha aout 2021
Ory loatra ytpzizt ny fonao ry Tompo
Raha mijery ny mpanomponao
'Zay variana ary tena sondriana
Tamin'izao fiainan'izao
Reko ny antsonao mitaraina
Miverena ry ondry mania
Ampy izay fa avia
Miverena satria
'Zaho anie mbola tia, Tena tia
2 –
Henoko isan'andro isan'andro
Ny antsoantson'ny mpanomponao
'Zay tsy sasatra sy tsy nitandro
Hasasarana hatram'izao
Tsy mba ptoveac mety ho tafandry mandry
Tamin' ny asa 'zay tinendrinao
Ampy izay ampy izay
Raiso indray ry Ray
Ho Anao aho ho Mandrakizay
3 –
Efa impiry moa aho ry Tompo
No nootb nivoady hanaraka anao
Niainiana mihitsy hanompo
Sy hanao izay hahafaly Anao
Tsapako hay moa aho nofo ihany
Ka mifona mivalo aminao
Ampy izay fa hiverina
Aho tononkira.serasera.org 'zao dia izao
Ampy izay raiso ny Zanakao
Fanoloran-tena Sacha aout 2021
--------
Link:
