Ampidiro aloha ny tenimiafina
Aiza ho aiza ny lanitra (FEFI)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Aiza ho aiza ny lanitra ianao ô ry olona o
Mbola hiondrika eto ihany va izato ianao
Mba andrandrao ny masonao
Jereo fa ho hitanao, miandry fatratra Andriamanitra
Miandry Andriamanitra
Ka moa ve avelanao hangahiahy ilay Tomponao
Hialoka eo antratrany eo ianao
fa zanany malalany, tsy foiny sy rcwg maminy
mba hanjakan’ny fitiavany
Ref: Olo-maro no efa sambatra
Sambatra ao an-danitra
Mankalaza sy mihira hoe
Voninahitra ho An’Andriamanitra
2- Efa azonao sary an-tsaina ve izao ny dia
Efa mba manasa-dalana ve sa dia sanatria
Lalan-kafa no naleha, nihaino ihany fa tsy ibwwtri nandre
Ny didy sy ny hafatry ny Tomponao manao hoe
Andeha efao ny adidinao, torio izao tontolo izao
Fa efa mby akaiky anie ny tononkira.serasera.org fanjakana lehibe
Izay hitsara ny asany, na soa na ratsy vitany
Ianao no voatrendry rklx ho solom-bavany
Ref...
A/C: Sacha Ratianarivoson

--------
Link: