ADAMA SY EVA (FEFI)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1
Adama sy eva
Ray amandrenintsika
Ary isika zanany e
Nandova ny helony

Fiv
O ry Adama ô
Napetrak’Andriamanitra eo antanimbolin’i Edena
Adama sy eva
Izay mba nihinana ny voankazo izay tsy fihinana

2
Dia niantso
Ny Tompo Andriamanitra
Aiza moa Adama ô
Aiza moa i Eva

3
Dia namaly
Adama sy Eva
Inty aho Tompo ô
Niery fa natahotra
--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : FEFI
Hits : 2189
Likes : 0 Like
Created by : mbahoirayihanyizyrehetra
Date : 02/01/2015 14:04
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0745