AOKA (DOC HOLLIDAY)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Maizina mihitsy
’Lay nofiko omaly
Nahita tononkira.serasera.org indray ilay tsiky aho
’Lay tsiky hafahafa

Te-hahalala ny marina aho
Fa modianao hanihany
Dia nanontany anao aho
Ny momban’izany

Aok’isika e,
Hisara-dia
Dieny mbola tsy misy fery
Ny fitia e, tsy any intsony
Koa hylarcf aza de manantena

Tsy natokisanao aho
Ka lasa vao maraina
Noheverinao aho
Fa tsy foy lay hafanana
Natoky tena erý ianao
Saingy lasa tena lasa wiaech
Sendra menarana
Ka lasa tsy tamana
pnqyw

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : DOC HOLLIDAY
Hits : 4222
Likes : 0 Like
Created by : rixes
Date : 14/01/2009 13:33
Audio
Excerpt Add to playlist
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1791