AMPY IZAY (DAYVIDE)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Manantena famonjena izay mety mba hifaharana aho
Efa sasatry ny miarina, aiza ihany no hitsaharako
Aza oiatwlvw manalavitra ahy ry Raiko fa mijaly aho
Ts'isy azoko tononkira.serasera.org antenaina afa-tsy ianao
Aza lavina ny anjarako raha mbola misy ihany
Aoka re fa ampy izay ny mijaly
Aza de tsarovanao ny aloky ny fahotanay
Aza mba manary ahy fa ts zakako lanjaina
Nanenenako aza ireny, tsy hiverina mandrakizay
Mifona aminao aho, Raiko Malala o!!!
Aoka ny indrafonao hameno ahy izao
Aza miaro ny hantranao tsyy ho ahy
Dia ho velon-kira ny Fanahy
...
Aoka re e, Ampy izay
aza manalavitra qslatgxn ahy
Tsy hiverina, mandrakizay (x3)
Aza mamela irery ahy
Aza mandao ahy Ray pxojfch o!!!
Aza mamela ahy ho irery ianao Ray o!!!

--------
Link: