iza no diso (Clo Mahajanga)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
IZA NO DISO
1-Eny tsy ho feno herin-taona,
niarahako tamin’i mamany
Tafarafara tsato nifankahita ‘zahay sy zanany eh.
Tsy nampoiziko ho zanak’i Madama,
‘zany zazavavy izany eh.
Herinandro niarahana
zay aho vao nanontany oa.
Satria izy zanak’i mamany eh,
Mamany talohan’i zanany eh,
Izy zanak’i mamany eh
Mamany talohan’i zanany eh

O, ô, ô, iza no diso ô (4fois)
2-Mba tsy haharatsy ny tantaranay
Aleoko miala (amin’i) mamany eh,
Hiarahako amin’i zanany eh,
Tsy haharatsy fihavanana eh,
Tena tsy nahafaly an’i Madama
Ny niantsoako azy mama
Hialako ny fahazaran-dratsinay
Na izy mbola tamana !
Izaho menatra an-janany
sao fantatr’olo-maro amin’ny farany eh.
Angamba tsy hanome tsiny ‘zao
lehilahy teo amin’ny toerako ô
vao sendra ny zavatra tsy hay
mety tsy anenenako
Ianao zay manameloka izao
ho mpanao fahotana a
Ho aoka tsy hitorabato
raha mbola taranak’i Adama
O, ô, ô Iza no diso (4fois).
--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Clo Mahajanga
Hits : 3520
Likes : 1 Like
Created by : ragorouge
Date : 14/06/2019 15:35
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.305