miverena ianao ry mpanota (Chorale Taratr'i Maria)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ino gne mahavaria anao
Fa hcswmu gny Tompo pflfyhx la mangaiky anao
Hagnafaky anao izy amy gn'aretinao
F'izy irery no hamonjy anao
Miverena ianao ry mpanota oh
Fa miandry anao ny Tompo
Ny mitodika amy Tompo mba hifona
Ny Mibaboka amy ratsy zay natao
Zay nataon'ilay zaza tononkira.serasera.org mpandany
Mba hitodika indray any am'Rainy
Miverena ianao ry mpanota oh
Fa miandry anao ny Tompo
I Jesoa fa nanome Ohatra ho antsika
gtksjdec Tamin'ilay vehivavy nijangajanga
Aoka izay tsy nanota taminareo
No afaka hitora bato azy
Miverena ianao ry mpanota oh
Fa miandry anao ny Tompo
Fa hcswmu gny Tompo pflfyhx la mangaiky anao
Hagnafaky anao izy amy gn'aretinao
F'izy irery no hamonjy anao
Miverena ianao ry mpanota oh
Fa miandry anao ny Tompo
Ny mitodika amy Tompo mba hifona
Ny Mibaboka amy ratsy zay natao
Zay nataon'ilay zaza tononkira.serasera.org mpandany
Mba hitodika indray any am'Rainy
Miverena ianao ry mpanota oh
Fa miandry anao ny Tompo
I Jesoa fa nanome Ohatra ho antsika
gtksjdec Tamin'ilay vehivavy nijangajanga
Aoka izay tsy nanota taminareo
No afaka hitora bato azy
Miverena ianao ry mpanota oh
Fa miandry anao ny Tompo
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Chorale Taratr'i MariaHits : 686
Likes : 0 Like
Created by : ainapremier
Date : 13/01/2024 07:01
