midina ry Fanahy (Chorale Taratr'i Maria)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Midina, midina ry Fanahy
Midina, midina ry Fanahy
midina

Mbola misy foana ireo tia tena ka ataony kizo ny Fiangonana
Mbola manjaka foana ny fitiavan-tena
tsy mety ho afaka ny fialonana

Fa maizina ny tany e e
rako-pahotana a a
Midina ry Fanahy e e
Hanome hazavana a a

Fa mbola maro koa ny tyljtle mandika ireo didy
‘Reo didy folo izay xfdgvb efa fantany
fa iniany foana ny nojzljvr tsy manaraka
ihoaran’izy ireo toy ny tsy fantany

Fa maizina ny tany e e rako-pahotana a a
Midina ry Fanahy e e
Hanome hazavana a a
Midina, midina ry Fanahy
Midina, midina ry Fanahy
midina

ah ah ah ah
Maizina ny tany e e rako-pahotana a a
Midina ry Fanahy e tononkira.serasera.org e
Hanome hazavana a a
ah ah ah ah ah

Midina, midina ry Fanahy
Midina, midina ry Fanahy
midina

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Chorale Taratr'i Maria
Hits : 672
Likes : 0 Like
Created by : ainapremier
Date : 13/01/2024 06:57
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0293