ity no lalana ka ombao (Chorale Taratr'i Maria)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha noho ny heriko izaho samy irery anie dia zava-poana ihany e
fa noho ny fahasoavan’Andriamanitra no naha toy izaho ahy
Mifefy Aminao aho Tompo o ugyz miankina aminao e
mifefy Aminao aho Tompo o
ny momba ahy rehetra efa voalahatrao
misy feo reko avy ao ivohoko ao hoe:« ity no làlana ka ombao
Ianao no kfidca lalana cbsz sy fahamarinana ary tena fiainana eee
Ry Jesoa Mpiandry Ondry tsara o raisiko ho filamatra
Mifefy Aminao aho Tompo o miankina aminao e

Hitandrina ny andian’ondrinao aho
ho araky ny sitraponao ee
ny herin’Izy Fanahy Masina hanampy ahy eny an-dalana

tononkira.serasera.org

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Chorale Taratr'i MariaHits : 805
Likes : 0 Like
Created by : ainapremier
Date : 11/01/2024 09:03