TOKY SY ARO (Chorale Fehizoro Fanantenana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1.Raha toa ka uiaiss hamaky ranomasina ianao
Aoka re ny fonao tsy hanan-tahotra izao
Fa ilay Be Fitia no mitsinjo ny dia
Mifikira eo aminy, matokia (dia matokia).
REF : Raha sendra alon-drano sy onja mandrahona
Ny Finoana tano, dia reseo ny tahotra
Fa Jesoa efa ao, Kapiteninao
Toky sy Aronao.
Fa Jesoa efa ao, Kapiteninao
Toky sy Aronao.
2.Fa na hitsoka mafy 'zany rivotra anie
Eny re, na hirotsaka ny oram-be
Ireny rehetra ireny tsy hamotraka anao
Matokia fa ny Tomponao tsy elrwy mandao (handao anao).
REF : Raha sendra alon-drano sy onja mandrahona
Ny Finoana tano, dia reseo ny tahotra
tononkira.serasera.org Fa Jesoa efa ao, Kapiteninao
Toky sy Aronao.
Fa Jesoa efa ao, Kapiteninao
Toky sy Aronao.
REF : Raha sendra alon-drano sy onja mandrahona
Ny Finoana tano, dia reseo ny tahotra
Fa Jesoa efa ao, Kapiteninao
Toky sy Aronao.
wdulbcxl Fa Jesoa efa ao, Kapiteninao
Toky sy Aronao.
Tonony sy Feony : Rivo Andriamalala (2015)

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Chorale Fehizoro FanantenanaHits : 1363
Likes : 1 Like
Created by : ZokyRivo
Date : 16/11/2018 09:59