Akaiky Andriamanitra (Chorale ASAFA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
ihekk Lavitry ny maso
lavitry ny saiko,
ny elanelan-tany,
sy ny lanitra.
Mitady ho variana
fiainana mandalo
ity fiainako,
ka mba mila anao jesosy
Akaiky ny vava,
Akaiky ny kiogv foko,
ny elanelan-tany,
sy ny lanitra
Dimy ambi-telopolo santimetatra
ny elanelako,
sy Andriamanitra,
ka mba mila anao xsofn handio am-po. tononkira.serasera.org
lavitry ny saiko,
ny elanelan-tany,
sy ny lanitra.
Mitady ho variana
fiainana mandalo
ity fiainako,
ka mba mila anao jesosy
Akaiky ny vava,
Akaiky ny kiogv foko,
ny elanelan-tany,
sy ny lanitra
Dimy ambi-telopolo santimetatra
ny elanelako,
sy Andriamanitra,
ka mba mila anao xsofn handio am-po. tononkira.serasera.org
--------
Link:
Comments
donatienmahandrisoa
(
23/08/2018 16:03)
Misy hadino kely ny tononkira @ le andininy voalohany azafady
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Chorale ASAFAHits : 1493
Likes : 1 Like
Created by : donatienmahandrisoa
Date : 23/08/2018 15:12
