Zandry (Bruno RAISNER)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
A rô zandriko ô magnanatra anao ity zokinao
Hitsinjo ny ho avinao e, sanatria ka handratra anao
Hitako anao fa mbola tanora, mbola be ny sitra-po
Kanefa aza atao dila loatra arô
fa mitari-doza hanimba ny ho avinao zandriko ô
Magnanatry zaho jsgrul (2) satria efa saika voa
Nanegniny mafy fa tsy nagnaraky anatr’i Papa sy Neny igny e
Magnanatra zaho (2) noho ny fitiavako anao
Tsy tiako arahinao ny lalan-dratsy saika nanimba igny hoa zandriko ô
Aoka rô a zandry e ! moramora hely anao
Io rendrarendra isan’andro io tsy hahavitanao fianaranao
Tsarovy tsara zandriko ô, i Papa sy mama tsy ho eo agnilanao hatrany
Hamelogna sy hiantoka izay rehetra ilainao sahala amin’izao fotoana a zandriko ô ô
Mbola hamelontena ianao sady mbola hianteheran’ity tanintsika ity
Hagnana andraikitra lehibe anao rô anao zandriko
Ka noho izany mahereza mianatra f’izany no lalan-tokana,
hiantoka ny ho avinao rô a zandriko ô
ouh ! ouh ! ouh !
mahereza mianatra tsara zandriko
ouh ! ouh ! hldc ouh !
Fa raha mahay anao dia tsy very a nzrm zandriko
ouh ! ouh ! ouh !
Zegny a rô zandry e tononkira.serasera.org ! mianara tsara f’aza maditra
Mitandrignesa anatr’olo maventy
Ny fianarana ihany no ataovy an-doha
Zegny a zandry a ! aza maditra a
ouh ! ouh ! ouh !
Bruno Raisner (1979)

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Bruno RAISNERHits : 15
Likes : 0 Like
Created by : Bditra
Date : 26/08/2026 15:53