AMPIANARO (APAL EKAR BEMASOANDRO)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nahoana hvfyd loatra angaha no dia toy izao zahay
Efa tafahoatra loatra izao mahazo anay izao
Aiza izao ilay hoe « Momba anao foana aho »
Aiza ihany koa izay hoe « Tsy mba hanary anao aho ?»,
Mbola ao ihany ve izay Ray izay ?
Sa izaho mihitsy no tsy mba jineriny ?
Tompo o inona no avaliko ?
Moa ve diso aho raha tsy hamaly an’izany ?
Fantatro fa làlana anefenao anay izao
Nefa ataoko ahoana ny ho filàza hoe
« Mbola hiseho ny voninahitr’Andriamanitra »
Ampianaro ahy ny ahay hampita ny hevitrao.
Impiry impiry izay niandry valim-bavaka
Nefa mba impiry koa namaly ny antsony ianao ?
Tsy indray tsy indroa f’efa hatramizay,
Eny hatramin’ny anio koa, mbola mamerina indray :
« Akekezo ahy kely moa ny fonao
Vohay mba hidirako ary honenako »
Tompo o nahoana no hoe ny hafa izay
Tsy niangavy no miaina tononkira.serasera.org am-pifaliana,
Tonga mpialona mihitsy aho mahita izany (ny fiadanany)
Dia solafaka aho fa Izaho ilay zanakao indray
No miafy no sady koa mangahiahy
Fantatro ihany anefa fa hadisoako izany
Tompo o velomy ao anatiko ao
Ny finoana Anao : Anekeko Anao fa
Ianao aza higxw niaritra ny tena mafy indrindra mba
Ho tonga Avotra ho anay sidzk sy ho famonjena anay,
Ka na mafy sy mila tsy ho zaka aza indraindray,
Ampianaro ahy ny ahay hanantena Anao

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : APAL EKAR BEMASOANDROHits : 599
Likes : 0 Like
Created by : APAL
Date : 01/08/2024 13:34