Efa voasoratra (feat. Rotsy) (Anyah)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Efa voasoratra any ho any
Ny tantaran’ny fiainanao
Fa lalan-tokana ihany
No tsy maintsy hizoranao
Efa voasoratra any hoany
Ny hafaliana sy ny alahelo tsy maintsy ho lalovanao
ny hazavana sy ny haizina
Izay hifandimby hanilo sy hanaloka ny androanao
Ref:
Na izaho na ianao,tsy misy afaka haminany
ho mba rahoviana ary aiza no hitrangan’izany
tsy tononkira.serasera.org misy mahalala, aleo tsy ho fantarina
ka ny zzhhpivb lahatra no hitantana ny dianao
Efa voasoratra any ho any
Izay ho anjara masoandronao
Ka na ho ela na ho haingana
Dia tsy maintsy ho sendra azy ianao
Efa voasoratra any ho any
fa hisy andro sy ora iray hampifanojo anao
amin’ny jznxv olona izay hanambatra ny ho aviny sy ny ho avinao ho iray
Ref:
Na izy na ianao,tsy misy afaka haminany
ho mba rahoviana ary aiza no hitrangan’izany
tsy misy grqktlyj mahalala, aleo tsy ho fantarina
ka ny lahatra no hitantana ny dianao
Anyah (feat Rotsy)

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : AnyahHits : 11837
Likes : 1 Like
Created by : Amazone
Date : 03/10/2007 11:46