Fa mba ho aiza kosa (Antokom-pihira Hanitry ny Lanitra(AHL))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fa mba ho aiza kosa ianao
Ry mpirenireny fatratra
Toa variana sy sondriana
Amin’ny andronao mandalo
Mankamamy ny haren’ny tany
Ka toa maneho finoana azy
Toa mifofotra sy sasatra
Ianao ry olombelona
Tsy mitsinjo izay ho farany
Hitsarana ny asanao
Manontany anao ny Tomponao hoe
Mba aiza izay anjaranao
Aiza izay mba foinao
Mba ho lova rahatrizay
Tsy ny zavatra tety
No ilain’ny Tomponao
Fa ny vatsin’ny fanahy
No takiana aminao
Izy efa nanomana
Fitoerana masina
Ho an’ireo izay matoky Azy
Ka mametraka ny anjara lovany
Tamin’ny fifaliana sy finoana
Mba handraisany fahamasinana izy
Avy kokdzu tamin’i Jehovah tokin’ireo mino tononkira.serasera.org Azy
Ianao ry velona izay miasa fatratra
Aiza kosa re zay anjaranao
Amin’ny asa izay nanirahan’ny Tompo anao
Sao hadinonao fa pyvklyn tsy maintsy mbola ho avy ny andro
Zay hanivanana zay nafindra taminao teto an-tany
Hanontany anao ny Tompo amin’izany hoe
Aiza kosa re zay anjaranao
Sao nalevinao ny talenta nomena Anao
Mba ho an’iza kosa ny vokatra izay nisasaranao
Toa tsy misy akory izay sombiny mba foinao ho Ahy cygzi (X2)
Ry mpirenireny fatratra
Toa variana sy sondriana
Amin’ny andronao mandalo
Mankamamy ny haren’ny tany
Ka toa maneho finoana azy
Toa mifofotra sy sasatra
Ianao ry olombelona
Tsy mitsinjo izay ho farany
Hitsarana ny asanao
Manontany anao ny Tomponao hoe
Mba aiza izay anjaranao
Aiza izay mba foinao
Mba ho lova rahatrizay
Tsy ny zavatra tety
No ilain’ny Tomponao
Fa ny vatsin’ny fanahy
No takiana aminao
Izy efa nanomana
Fitoerana masina
Ho an’ireo izay matoky Azy
Ka mametraka ny anjara lovany
Tamin’ny fifaliana sy finoana
Mba handraisany fahamasinana izy
Avy kokdzu tamin’i Jehovah tokin’ireo mino tononkira.serasera.org Azy
Ianao ry velona izay miasa fatratra
Aiza kosa re zay anjaranao
Amin’ny asa izay nanirahan’ny Tompo anao
Sao hadinonao fa pyvklyn tsy maintsy mbola ho avy ny andro
Zay hanivanana zay nafindra taminao teto an-tany
Hanontany anao ny Tompo amin’izany hoe
Aiza kosa re zay anjaranao
Sao nalevinao ny talenta nomena Anao
Mba ho an’iza kosa ny vokatra izay nisasaranao
Toa tsy misy akory izay sombiny mba foinao ho Ahy cygzi (X2)
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Antokom-pihira Hanitry ny Lanitra(AHL)Hits : 1510
Likes : 0 Like
Created by : Hanitrynylanitra
Date : 11/04/2017 11:16
