Zavaboahary (Antokom-pihira Akon'ny fahazavana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Endrey xdqh izany hakatony
ny zavaboaharinao
fa mampitolagaga anay
izay misy hatramin'izao ao
tsy takatry ny sainay
nefa hoy ny teninao
hanjakao tanteraka
izay rehetra misy ao
Injao misisioka ery
reo voromanga manga feo
na mihira foana eo
tsy mba mankaleo
jereo tononkira.serasera.org ny ahimaitso koa
reo voninkazo soa
maro loko vxgqdy tsara
sy mendrika tokoa
Ref:
Faly ery zahay nahazo
fahefana avy pfts aminao
nefa Ray ô! mety halazo
satria tsy voakolonay
A/C: Maurice RASAMOELY.
ny zavaboaharinao
fa mampitolagaga anay
izay misy hatramin'izao ao
tsy takatry ny sainay
nefa hoy ny teninao
hanjakao tanteraka
izay rehetra misy ao
Injao misisioka ery
reo voromanga manga feo
na mihira foana eo
tsy mba mankaleo
jereo tononkira.serasera.org ny ahimaitso koa
reo voninkazo soa
maro loko vxgqdy tsara
sy mendrika tokoa
Ref:
Faly ery zahay nahazo
fahefana avy pfts aminao
nefa Ray ô! mety halazo
satria tsy voakolonay
A/C: Maurice RASAMOELY.
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Antokom-pihira Akon'ny fahazavanaHits : 2773
Likes : 0 Like
Created by : flinde
Date : 06/07/2010 13:33
