MIANTSO ANAO (Anjomaran'ny Fitiavana)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
lwnb Fiv:
Miantso anao tononkira.serasera.org ny Tompo
Tsy foiny fboct ho very moa raha ianao
Avia manantona Azy izao
Tapaho anio ny hevitrao

Aza variana miandry ianao
Mijery ny andro lava izao
Raha tonga anio ny Tomponao
Inona no havalianao

Fiv

Aza variana miandry ianao
Mijery ny andro lava izao
Raha tonga anio ny Tomponao
Inona no havalianao
ouuuhhh

Fiv

Tsy takatry ny saina anie
Ilay fitiavandehibe
Zanak'Andriamanitra
Ho tonga hanavotra

OO mamalia Azy izao
Atolory Azy ny fonao
Fa Izy no hiahy lwag anao
Fiadanana ho anao

Fa Izy tokoa no hiady ho anao
Ka ho mpandresy tsotr'izao

A/C : RAZAFINDRAZAKA Handrisoa

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.3046