Ampidiro aloha ny tenimiafina
Masina ato am-poko (Anjomaran'ny Fitiavana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny fitiavanao ry Tompo oo (Ny fitiavanao)
Natolotrao ho ahy izao (Izay natolotrao)
Dia masina ao am-poko ao (Masina ao am-poko ao)
Ny nanekenao hidina tety (La la la la la la tononkira.serasera.org la..)
Kavnandaozanao ny arÿ (La la la la la la la...)

Fiv: Nanetry tena Ianao ry Tompo tia
hqxc Nidina tety an-tany hamonjy ireo izay nania
Ny finoako Anao ry caremjo Tsitoha (Ny finoakoa Anao)
Mpnavotra sy Mpamonjy (Ry Mpamonjy)
Dia rdwszubq masina ao am-poko ao (Masina ao am-poko ao)
Ny voninahitrao ry Mahery (La la la la la la la... )
No reharehako izao (La la la la la la la la...)
Fa masina ao am-poko ao (Masina ao am-poko ao)
Fiv: ...
Tonony sy Feony : MAmiharilala Rasolojaona

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Anjomaran'ny FitiavanaHits : 2239
Likes : 0 Like
Created by : miorahajavolamena28
Date : 14/06/2018 14:21