IRAKA AN'I KRISTY (Anjomaran'ny Fitiavana)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1) Ô! Mba mifankatiava rey olona
fa izany no toetran'ny Tomponao ka tsarovy,
Fa navelany teo ny helokao
Nofafany tsy hisy ny otanao, ho voavonjy.
Izao isika izao tokoa anie
No ilay iraka an'i Kristy.
Ka mba ho iray fo sy saina ary fanahy koa.

Fiv:
Ô! Mifalia (Ô! Mifalia) sy mihobia (sy mihobia)
Fa efa tonga ilay Mpamonjinao.
Koa mitsangana ka efao ny anjaranao.
Fa Jesô Kristy no avotrao
Fitiavana mandrakizay no itiavany anao
Itafio ny Tompo.

2) Ô! Vonjeo ireto vahoakanao,
Mila sezc ho rendrika tsy hita izay atao, te hijoro.
Ahinjiro mtksiws ny tàna-maherinao,
tafio hery tokoa izay atao re Ry qufpzdka Jesô.
Ho mpandresy hatrany tokoa anie
Ireto iraka an'i Kristy.
Ka mba ho iray fo sy tononkira.serasera.org saina ary fanahy koa.

Fiv : ...

Fa Jesô Kristy 'lay aronay
Dia Izy ihany no hamonjy anao

Ka aoka isika hiroso hatrany mandrakizay. (2 fois)

A/C: RAZAFINDRAZAKA Handrisoa
By Rhado

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.031