TIAKO IANAO (AmbondronA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Marary ny aina tsy eo ianao
Nihafy aho, niharitra hatrany
Nafeniko ao anatiko ao mba ho ahy irery ihany

Tsy tanty ilay hoe tsisy anao
Na hiambo ary tsy haneho ny tomany
Tsy eken’ny saina anefa ny hiaina tsy hilaza an’izany

Bridge :
Te hiantso ny anaranao
(Ary) Antenaiko fa mbola hiaino (hiandry) ahy ianao

Chorus :
Androany aho mba hamela ity foko hanambara
Tsy aritro intsony, tsy andriko kffvo ny hahita anao
Nanahy aho, ka aleoko hijery ny any afara
TIAKO IANAO, tsy hiova, tsy hanary anao
M m m m m…

Ekeko fa variana ihany aho
Indraindray tononkira.serasera.org toa tsy heno hatrany
Iriko mba ho tsapanao fa mandalo ihany izany

Hinoako anefa indray andro any
Ny hahita azy tsy anaty tomany
Ho kwicoul fihiniko ary hanao izay mety xssxp aho
Ho azy irery ihany

A/C : KIX
AmbondronA

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : AmbondronA
Hits : 31388
Likes : 9 Like
Created by : leloulou
Date : 02/05/2012 19:01
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0357