Misy fetrany (AmbondronA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
   necaednv                   Misy fetrany

Hatramin’izay aho nangina tsy niteny
Nandefitra vcss tsy namaly aho
Matetika aho no nilaza fa tiako ianao
Nefa indraindray toa araraotinao

Ho ahy sy ho anao no andeferako hatramin’izao
fa tsy hoe sanatria tsy sahy aho
Ny eso-teninao atsaharo @ zay
Rehefa tsy miteny ve dia ataonao ireny?

Fa dify angamba ny fetran’izany
Matoa aho miteny, tsy zakako ireny
Ny eso-teninao atsaharo @ izay
Rehefa tsy miteny ve dia ataonao ireny
Menomenonao tononkira.serasera.org lanjalanjao
Rehefa tsy tianao dia avelao aho

Fa dify angamba......

trhl                           AmbondronA

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : AmbondronA
Hits : 8222
Likes : 0 Like
Created by : Sylviane
Date : 13/04/2004 04:19
Audio

Audio not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1523