Misy fetrany

Titre Misy fetrany
Envoyé par deghany
Le 08/09/2005 13:46
Visites : 534


                     Misy fetrany


G         Bm          C    G           D
Hatramin'izay aho         nangina tsy niteny
G        Bm      C       G       D
Nandefitra             tsy namaly aho
G         Bm     C         G             D
Matetika aho          no nilaza fa tiako ianao
G           Bm      C       G        D                 CD;CC
Nefa indraindray          toa araraotinao


G          Bm           C   G         D
Ho ahy sy ho anao no andeferako hatramin'izao
G     Bm       C       G      D  
fa tsy hoe sanatria tsy sahy aho



G         Bm/F#    F5    E
Ny eso-teninao atsaharo @ zay
C                       G         D
Rehefa tsy miteny ve dia ataonao ireny?



Fa dify angamba ny fetran'izany
Matoa aho miteny, tsy zakako ireny
Ny eso-teninao atsaharo @ izay
Rehefa tsy miteny ve dia ataonao ireny
Menomenonao lanjalanjao
Rehefa tsy tianao dia avelao aho



Fa dify angamba......



                           AmbondronA
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0081