Leo (AmbondronA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Lasa tsy hita any ho anyLasa tsy noraràna
Lasa fa tsy tamàna
Lasa tsy tàna
(x2)
Bridge: Safidiy ny azy,
leo hono fa ny fo
Nandaho ka atao ahoana moa,
Sitrapo sy safidin’ny fo!
Ref: Nilaozany (nilaozany), avokoa (avokoa)
Tsy nisy napetrany
Na ny ratsy na ny soa
Izay koa no fetrany,
Manirery (manirery) tokoa ary (tokoa ary)
Niseho tsy nivaky loha
Mahatsiaro marary
Voadona ery ty fo!
Tampoka dify teo
Na aloka aza
Lasa izy f'efa leo
Nitady zay mba sahaza azy
Bridge: Safidiy ny azy,
leo hono fa ny fo
Nandaho ka atao ahoana moa,
Sitrapo sy safidin’ny fo!
Ref: Nilaozany (nilaozany), avokoa (avokoa)
Tsy nisy napetrany
Na ny ratsy na ny soa
Izay koa no fetrany,
Manirery (manirery) tokoa ary (tokoa ary)
Niseho tsy nivaky loha
Mahatsiaro marary
Voadona ery ty fo!
(Instrumental)
Ref: Nilaozany (nilaozany), avokoa (avokoa)
Tsy nisy napetrany (lasa ianao fa tsy tamana)
Na ny ratsy na ny soa (lasa ianao ka tsy tana)
Izay koa no fetrany,
Manirery (manirery) tokoa ary (tokoa ary)
Niseho tsy nivaky loha (ka nandratra ko ny fony)
Mahatsiaro marary (ka namaky ko ny lony)
Ref: Nilaozany (nilaozany), avokoa (avokoooa)
Tsy nisy napetrany (ka nandratra ko ny fony)
Na ny ratsy na ny soa (ka namaky ko ny lony)
Izay koa no fetrany,
Manirery (yeah yeah) tokoa ary (yeah yeah)
Niseho tsy nivaky loha
Mahatsiaro marary
(lasa ianao ka ts tana)
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : AmbondronAHits : 12103
Likes : 0 Like
Created by : Dana_x
Date : 01/09/2003 08:47