Leo

Lohateny Leo
Nampiditra jazz666
Tamin'ny 12/04/2005 11:22
Vangy : 385
  
Am          Dmadd9/A Am           F  E E7
Lasa fa tsy tamàna, Lasa fa tsy no rarana (x4)
Somary nisy diso kely tao ambadika t@io tondrom-peo io!!!
 

 Safidy ny azy,

 leo hono fa ny fo

 Nandaho ka atao ahoana moa,

 Sitrapo sy safidin'ny fo!

 Ref: Nilaozany(x2), avokoa(x2)

       tsy nisy napetrany

       na ny ratsy na ny soa

       izay koa no fetrany,

       manirery tokoa aza

       niseho tsy nivaky loha

      mahatsiaro marary

      voadona ery ty fo!

Lasa izy fa tsy tamàna,lasa izy fa tsy no rarana(x2)

 Safidiy ny azy,

 leo hono fa ny fo

 Nandaho ka atao ahoana moa,

 Sitrapo sy safidin'ny fo!

 Ref: Nilaozany(x2), avokoa(x2)

       tsy nisy napetrany

       na ny ratsy na ny soa

       izay koa no fetrany,

       manirery tokoa aza

       niseho tsy nivaky loha

      mahatsiaro marary

      voadona ery ty fo!



                                Ambondrona!!

                                                                      

                                                      S_dana_x

 

© serasera.org 1999 - 2022 - page load 0.0073