Ho anao izay mitady (AiFa Imerintsiatosika (Aina sy Fanahy Ziona vaovao Imerintsiatosika))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1: Ho anao izay mitady Fiadanana izay ao am-poFa efa sasatra miady, Ka mila hamoy fo tokoa
Ho anao mitady ho kivy, fa efa be ireo manjo.
Mbola ao ilay Jesosy Izay vonona hanasoa.
Refrain : Fa Izy anie no tsy manary, Mpamonjy mora fo Izy hanome anao ireo soa, Fa Izy ilay namonjy anao Nanafaka ny otanao, Nijaly noho ny eloko sy ny anao, Ka mitodia re izao, Ekeo ilay fanavotana, Ka aza variana @ izao tontolo.
2 : Ho anao izay mitady Ilay tena fitsaharana, Mivezivezy tsy mahita, Izay mba hiantsapazana lanao miasa fatratra sy Mitondra enta-mavesatra
Tsarovy fa Jesosy anie, Ilay mpamela heloka.
Refrain : Fa Izy anie no tsy manary, Mpamonjy mora fo Izy hanome anao ireo soa, Fa Izy ilay namonjy anao Nanafaka ny otanao, Nijaly noho ny eloko sy ny anao, Ka mitodia re izao, Ekeo ilay fanavotana, fa aza variana @ izao tontolo.
--------
Link:
Comments

RAHERILAZA
(
06/04/2025 07:28)
Mankasitraka amin'ny fandraisana. Tahian'i Tompo hatrany.
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : AiFa Imerintsiatosika (Aina sy Fanahy Ziona vaovao Imerintsiatosika)Hits : 72
Likes : 0 Like
Created by : RAHERILAZA
Date : 06/04/2025 07:27