Nefa ny anay (Aina Cook)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Takona indraindray  'lay masoandronay
misy haloka miserana, mitady hibahan-toerana
Malaza hafanana  no zarainy tsinjarainy
Nefa ny anay, ny  hatsiaka  mamirifiry
no toa voatahiry, ampanjakainy

Asa rahoviana, rahoviana no hioty hazavana
Asa rahoviana, rahoviana vao hiova hafanana,
Mba tsy fahoriana, fihafiana no hatobany ao,
Mba zocygyp tsy ho voarefy, voafefy sy
Fiainam-baovao.


Feno be ny fo, tohina tokoa
mila toa hipoaka sady tononkira.serasera.org te-hitraotra ndeha tdickp mba ho aiza moa?
Ny saina tsy tony,mamadibadika hatrany,
Nefa ny teo, no eo, tsy misy izany mba hoe fiovany
Tomany ihany

Asa rahoviana,rahoviana no hioty hazavana,
Asa rahoviana, rahoviana vao hiova hafanana,
Mba tsy fahoriana, fihafiana no hatobany ao,
Mba tsy ho vorefy, voafefy sy
Fiainam-baovao


lhhvy

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Aina Cook
Hits : 9816
Likes : 0 Like
Created by : Hamintsoa
Date : 24/05/2010 17:14
Audio

Audio not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0419