Nefa ny anay

Lohateny Nefa ny anay
Nampiditra Hamintsoa
Tamin'ny 29/05/2010 02:11
Vangy : 133

F#min   Emin   A  B

Emin        A7      D               B
Takona indraindray  'lay masoandronay

Emin                               A7
misy haloka miserana, mitady hibahan-toerana

F#min      G          A7            D
Malaza hafanana  no zarainy tsinjarainy

B                   B        Emin
Nefa ny anay, ny  hatsiaka  mamirifiry 

         A                A7
no toa voatahiry, ampanjakainy




        D           G         A        D
Asa rahoviana, rahoviana no hioty hazavana

        D           G         A         D
Asa rahoviana, rahoviana vao hiova hafanana,

   D                   G        A        D
Mba tsy fahoriana, fihafiana no hatobany ao,

 D                      G
Mba tsy ho voarefy, voafefy sy

  A        D
Fiainam-baovao.



F#min    Emin    A    B




Feno be ny fo, tohina tokoa


mila toa hipoaka sady te-hitraotra ndeha mba ho aiza moa?


Ny saina tsy tony,mamadibadika hatrany,


Nefa ny teo, no eo, tsy misy izany mba hoe fiovany


Tomany ihany





Asa rahoviana,rahoviana no hioty hazavana,


Asa rahoviana, rahoviana vao hiova hafanana,


Mba tsy fahoriana, fihafiana no hatobany ao,


Mba tsy ho vorefy, voafefy sy


Fiainam-baovao 








© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0107