MIRARY SOA (AFA Choir ( Antsa Fanantenana Ambatotsidikaina))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Izay, izay rehetra vita izay
lo no mariky ny fiombonana tety
Oay, voazara tokoa mantsy
Fa iray kosa @ Kristy

REF :
Mivavaka ho anao e hahita fiainana
Miavaka lafatra miaraka @ Ray
Mirary soa anao, ny amin'zay rehetra atao
Ho sambatra, hiadana homban'i Jesô

Reo soa, izay nifanaovana
Raikitra ao am-po ho tsarovana tokoa
F'izao, indray andro any anie
Dia tsy maintsy mbola hihaona indray
--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : AFA Choir ( Antsa Fanantenana Ambatotsidikaina)
Hits : 479
Likes : 0 Like
Created by : Ckaye
Date : 07/06/2022 19:00
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.211