MIAMBENA (AFA Choir ( Antsa Fanantenana Ambatotsidikaina))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
E ô, tononkira.serasera.org miambena nama
Miambena fa tsisy mahalala
Ny andro hihavian'ny Tompo
Ambeno io fonao io tsy haloto
( fyyuaz x2 )

Jesosy no ckntehgj lalana ho an'ny @ Ray
'Lay mandrakizay
Any misy fiainana lafatra tokoa
Paradisa soa

REF :
'Zay tsy ho any e, ( Hijaly e)
'Zay tsy ho any e, Hijaly e
Any misy fiainana aaa
Zay tsy ho any dhcwij e, ( Tomany e )
'Zay tsy ho any e, Tomany e
Miambena tsara nama aa !!

......Instru.....

E ô, miambena nama
Miambena fa tsisy mahalala
Ny andro hihavian'ny Tompo
Ambeno io fonao io tsy haloto

Jesosy no lalana ho an'ny @ Ray
'Lay mandrakizay
Any misy fiainana lafatra tokoa
Paradisa soa

REF : ...... x2

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.5417