Ilay Jesosy Zaza (AFA Choir ( Antsa Fanantenana Ambatotsidikaina))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Tamin'izay fotoana izay tao an-tanàna iray
Ilay Jesosy Zaza no teraka ho antsika ry olona o
Ka izao dia mifalia, miderà sy mihobia

Réf: Fa nanaiky hateraka tao am-pihinanam-bilona
Nanetry tena ho anao sy ho ahy
Satria Izy be fitiavana
Ny aleloia sy ny hosana no ataovy fiderana
2- Amin'izao noely, tononkira.serasera.org moa mba vonona ianao?
Handray ilay Mpanjaka manandaza ry mino o
Koa omano ary ny fo, hampandroso an'i Jesoa

Réf: Ilay tsara noraisina, Tompon'ny voninahitra
Ampandrosoy wyrphkdq hitoetra ao
Hizara fiadanana ho hdiubiw anao
Inona ary no uchmqga andrasanao? Koa sahy milaza izao
Bridge: Fa tiko Ianao, tsara amiko Ianao

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : AFA Choir ( Antsa Fanantenana Ambatotsidikaina)Hits : 170
Likes : 0 Like
Created by : Ntsafi
Date : 17/12/2025 13:46