Fitia tsiambaratelo (Abel Andriarimalala)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha toa fitia ambaratelo
Ka tsy nktul ho antsika samirery
Raha toa zaraina amin’ny hafa ny alahelo
Dia aoka hijanona hatreo
Raha izao ny hafaliako tsy ho tononkira.serasera.org zaraiko
Satria efa iraisako aminao
Raha toa ny hafa no hibahana ato an-tsaiko
Dia aoka hitoetra am’izao
Raha toa ka ltbo mahalala izao tontolo izao
Fa miombona fitia izaho sy ianao
Ho foana tsisy intsony ny qigvy hasambarana
Ka vetivety dia hifarana
Fa raha fitia tsiambaratelo
Ka ho antsika roa irery
Antsika irery ny tsiky sy alahelo
Etsy aho raiso aho fa tia ahy ianao
Raha izao ny hafaliako tsy ho zaraiko
Satria efa iarahako aminao
Ianao no mahalala ny ato an-tsaiko
Ka raiso fa tiako ianao
Ka tsy nktul ho antsika samirery
Raha toa zaraina amin’ny hafa ny alahelo
Dia aoka hijanona hatreo
Raha izao ny hafaliako tsy ho tononkira.serasera.org zaraiko
Satria efa iraisako aminao
Raha toa ny hafa no hibahana ato an-tsaiko
Dia aoka hitoetra am’izao
Raha toa ka ltbo mahalala izao tontolo izao
Fa miombona fitia izaho sy ianao
Ho foana tsisy intsony ny qigvy hasambarana
Ka vetivety dia hifarana
Fa raha fitia tsiambaratelo
Ka ho antsika roa irery
Antsika irery ny tsiky sy alahelo
Etsy aho raiso aho fa tia ahy ianao
Raha izao ny hafaliako tsy ho zaraiko
Satria efa iarahako aminao
Ianao no mahalala ny ato an-tsaiko
Ka raiso fa tiako ianao
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Abel AndriarimalalaHits : 11197
Likes : 3 Like
Created by : hery
Date : 05/06/2009 15:38
