Anao ny Dera (Rija Rasolondraibe)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Jesosy ô raiso ny fiderana fanatitra ankasitrhanaJesosy ô raiso ny fiderana toy ny hanitra sarobidy ho anao
Ny fitahianao (ny fitahianao)
Izao tontolo izao (izao tontolo izao)
Manome fiantrana (fiantrana)
Sy ny famelana (sy ny famelana)
Ny hazo fijaliana (ny hazo fijaliana)
Ianao nampahoriana (fahoriana)
Jesosy ô…
Anao ny dera, voninahitra anie Mpanjaka lehibe
Mpanjakanay, mandrakizay ny fiandriananao
{interlude}
jesosy ô…
nohon’ny teninao (nohon’ny teninao)
manome aim-baovao (manome aim-baovao)
manome fandresena (fandresena)
sy ny famonjenba (sy ny famonjena)
nohon’ny fitahiana (nohon’ny fitahiana)
sy ny fifaliana (fifaliana)
jesosy ô…
Anao ny dera…(2fois)
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Rija RasolondraibeVangy : 10220
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : sarobidy
Daty : 08/11/2007 16:12