injany feom-boro mikalo (Naka Rabemanantsoa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Injany feom-boro-mikaloNaseran’ ny rivo-mandalo
Kinanjo ny vokany ho’ aho
Nanjary toa mampitalaho
Jereo ’ty andro mipaoka
Ny aizina dia lasa voaroka
Kinanjo manjombona ihany
Fa izany no fomban’ ny tany.
Ny tany, ny hatanorana
Dia tena tsy tomombana akory
Raha izany no hiafarana
Anio dia mandeha matory
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Naka RabemanantsoaVangy : 7111
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : harisoa
Daty : 27/04/2004 04:38