hijanona aho (Lalatiana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
manoratra ianao fa ho tonga haka ahyizaho mantsy aty toa ohatrany tsy sahy
mbola kely loatra
kely mampanahy
sao dia very irery any aho
tsy mahita izay aleha
dia miverina aoka izany
ka aleoko tsy mandeha
milaza ianao f’any be atao
asa ve izany sa kosa lalao
izaho mantsy aty dia efa very dia
ka variana dia variana
tsy te hiala tsy andaho
ary angamba any aorina
izao no hanafatra anao
ref: hijanona aho
izao tsy andeha ho any
hijanona aho
na dia tsara aza any
hijanona aho
na ratsy aza ny eto
lazainao f’any be sento
izaho tsy ho any
milaza ianao f’any be atao
asa ve izany sa kosa lalao
izaho mantsy aty dia efa very dia
ka varina dia varina
tsy te hiala tsy andaho
ary angamba any aorina
izao no hanafatra anao
REF
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : LalatianaVangy : 6511
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : tsiory
Daty : 10/02/2002 20:40