Andriamanitray ô! (Rija Rasolondraibe)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Andriamanitray ô (2x)Indreto izahay (2x)
Avy hidera Anao (2x)
Ianao malalanay(2x)
Mpanjakanay (2x)
Mpamonjinay (2x)
Tompon’ny hery rehetra Ianao
Tsy misy mihitsy ny toa Anao
Ny fitiavan’ny Ray tsy mba mifindra
Jesosy Mpanjaka no ambony indrindra
Jesosy ô!Malalanay
Andriamanitray ô (2x)
Iriko mafy Ianao ô (2x)
Andriamanitray ô (2x)
Mitoera am- poko ao (2x)
Mpanjakanay (2x)
Mpamonjinay (2x)
Tompon’ny hery (2x)
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Rija RasolondraibeVangy : 9917
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Hanitrakely
Daty : 18/12/2002 14:04