Mozambika (Mahaleo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mozambika e, mitabataba lalandava e (2)Tanana andrefana ao izy e (2)
Manakoako i Mozambika e
Tanàna andrefana ao izy e (2)
Ny basy no mihirahira e !
Mozambika e !
Ny adiny tsy mbola vita e (2)
Tanàna andrefana ao izy e (2)
Masiaka i Mozambika e
Mozambika e !
Miady hoan’ny tanindrazana e !
Tanàna andrefana ao izy e ! (2)
Tsy mahita andro miratra e !
Tanàna andrefana ao izy e ! (2)
Mbola hamirapiratra e !
Gasikara, Gasikara ndeha ho aiza e !
Tanàna misy antsika izy e ! (2)
Nolokoina menamena
Tanàna misy antsika izy e ! (2)
Feno trano mangamanga
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : MahaleoVangy : 14650
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 13/09/2002 14:47