Mozambika

Lohateny Mozambika
Nampiditra raluc
Tamin'ny 17/10/2005 13:33
Vangy : 977
ity zany ny tondropeogitara 
le hiran' ny mahaleo oe "mozambika"
(raha ny fahaizako anazy aloha e, ra misy diso de mba lazaio any a, lol)

sol .....

     si(bar-min)
Mozambika e, 

sol             do sol
mitabataba lalandava e

     si(bar-min)
Mozambika e, 

sol             do sol
mitabataba lalandava e


sol         
Tanana andrefana ao izy e

do
Tanana andrefana ao izy e 

re(maj)
Manakoako i Mozambika e

sol         
Tanana andrefana ao izy e

do
Tanana andrefana ao izy e 

re(maj)
Ny basy no mihirahira e !


     si(bar-min)
Mozambika e ! 

sol          do         sol
Ny adiny tsy mbola vita e 

     si(bar-min)
Mozambika e ! 

sol          do         sol
Ny adiny tsy mbola vita e 


sol
Tanàna andrefana ao izy e 

do
Tanàna andrefana ao izy e 

re(maj)
Masiaka i Mozambika e


     si(bar-min)
Mozambika e !

sol                 do     sol
Miady hoan’ny tanindrazana e !

     si(bar-min)
Mozambika e !

sol                 do     sol
Miady hoan’ny tanindrazana e !


sol
Tanàna andrefana ao izy e ! 

do
Tanàna andrefana ao izy e !

re(maj)
Tsy mahita andro miratra e !

sol
Tanàna andrefana ao izy e ! 

do
Tanàna andrefana ao izy e !

re(maj)
Mbola hamirapiratra e !


      si(bar-maj)
Gasikara, 

sol               do   sol
Gasikara ndeha ho aiza e !

      si(bar-maj)
Gasikara, 

sol               do   sol
Gasikara ndeha ho aiza e !

sol
Tanàna misy antsika izy e !

do
Tanàna misy antsika izy e !

re(maj)
Nolokoina menamena

sol
Tanàna menamena izy e !

do
Tanàna menamena izy e ! 

re(maj)
Feno trano mangamanga 


napetrak'i lou.rana ny 14 oktobra 2005
lou.rana@laposte.net

© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0091