Y ZIT
Sary
Hevitra mandeha
rurale (12/06/2009 13:05:52)
Za alou mbĂ´ te hanontany oe tena zvt iainan'i Y-ZIT ve le "fo mijaly"? sa mba aingam-panahy sendra lasa fotsiny
mcboy (27/04/2009 15:42:54)
za mikiff b
hajatiana.skyrock.com
RYAN622 (31/03/2009 15:20:34)
inona daholo kay loha teny le hiran'i Y zit @ teny gasy vaovao ireny, milay be daholo.
naina3 (20/11/2008 15:44:03)
toy izay ihany koa ,mahafinaritra rehefa misy malagasy tafa aotr'ireny tsy manadino ny maha gasy dia mlay fa tohizo e!
YASHN (03/11/2008 10:23:26)
Tena mpakafy azy aho, na izy mbola Tragedie na izy mandeha irery izao, ary mamporisika azy hanohy hatramin'ny farany fa izy no tena reharehantsika malagasy eo amin'ny sehatra iraisam-pirenena
