Hevitra momba an'i Y-ZIT

Hiverina amin'ny Y-ZIT Hampiditra hevitra
fredkwel ( 02/07/2016 06:35)
Y'zit ngamb uz ah n kintan'ny rnb malagasy.
rurale ( 12/06/2009 13:05)
Za alou mbô te hanontany oe tena zvt iainan'i Y-ZIT ve le "fo mijaly"? sa mba aingam-panahy sendra lasa fotsiny
mcboy ( 27/04/2009 15:42)
za mikiff b
hajatiana.skyrock.com
RYAN622 ( 31/03/2009 15:20)
inona daholo kay loha teny le hiran'i Y zit @ teny gasy vaovao ireny, milay be daholo.
naina3 ( 20/11/2008 15:44)
toy izay ihany koa ,mahafinaritra rehefa misy malagasy tafa aotr'ireny tsy manadino ny maha gasy dia mlay fa tohizo e!
YASHN ( 03/11/2008 10:23)
Tena mpakafy azy aho, na izy mbola Tragedie na izy mandeha irery izao, ary mamporisika azy hanohy hatramin'ny farany fa izy no tena reharehantsika malagasy eo amin'ny sehatra iraisam-pirenena
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1767