You are here: home > Tononkira > Mpihira rehetra

Tvbroadcasting

2614

Nampiditra : raniNi1
Tamin'ny : 15/05/2019 14:52:58

Mombamomba :
Olona nosafidiana mba hihira amin'ny fandaharana mivoaka isam-bolana nanomboka tamin'ny taona 2014 ary mbola mitohy hatramin'izao. Hita ato ny hira sy ny clips rehetra: https://www.jw.org/mg/zavatra-misy/video/#mg/categories/AllVideos/

Hevitra mandeha

raniNi1 (13/09/2019 07:03:25)

Midira ato raha te hihaino sy ahita ny hira sy ny video ato amin'ny Tvbroadcasting ianao:
https://www.jw.org/mg/zavatra-misy/video/#mg/categories/AllVideos/

raniNi1 (13/09/2019 06:57:27)

Efa mis à jour ihany koa ny ao @ tononkira tsy mila kaody.

hery (11/09/2019 10:55:05)

Mahafaly raha mahazo sary sy hira mp3 koa izahay

miharymamy8 (07/09/2019 19:53:11)

ary ny ao @ tononkira tsy mila kaody?

raniNi1 (06/09/2019 10:57:16)

Fisaorana lehibe ho an'ny mpandrindra fa nivoaka soamantsara ao amin'ny tononkira amin'ny android ny hira rehetra faramparany.Manasa antsika rehetra hanao mis à jour ny apk tononkira(ilay mila code)ao amin'ny findainareo mampiasa azy .Mankasitraka tanteraka

Tohiny

Hametraka hevitra

Midira aloha