You are here: home > Tononkira > Mpihira rehetra

Ramaroson Wilson

72

Nampiditra :
Tamin'ny : 17/02/2003 17:39:46

Mombamomba :
.

Hevitra mandeha

(17/02/2003 22:39:46)

Ny tianao no tiako satria
Ny làlanao, ny alehanao no alehako
Matoa ny foko nanaiky dia tia
Satria izay nekeko tsy miova ho doria

Ianao no mamin’ny foko
Ianao no hikaloko
Ianao, ianao irery ihany
Ianao no tiako eto an-tany
Tia anao, anao ts’isy fetra
Amin-javatra rehetra
Ianao, ho tiako ianao
Mihoatra izao tontolo izao

Ny tianao no tiako satria...

Tohiny

Hametraka hevitra

Midira aloha