Asehoy ahy (Rija Rasolondraibe)


Hampiditra sary
Sary hafa
Mpihira : Rija Rasolondraibe
Mpamaky : 2934
Nampidirin'i : Ferrari
Tamin'ny : 23/08/2005 07:35:55
ID : 3225

Imprimer Facebook Facebook
Na ny tsy  hita . Na ny hafenina aza fantatrao
Zay  efa  vita , ny  nenina  sy  izay  mbola  hatao
Ny  herinao  tsy  misy fetra .Tsy  ho  voafaritra , An - tsaiko  ao
F’izay momba ahy  rehetra  efa  voadinikao



Ref : Asehoy ahy hahitako
      Toe - panahy sy ny fahotako
      Aiza  ho  aiza  aho . Sao  dia nandao  
      Tahafasaraka  aminao
      Homeo fitsapana , homeo fisedrana aho
      Mba hijoro am - po  torotoro
      Sao  variana  tratra  ao arina aho
      Tahafasaraka  aminao


Ampangino aho raha  mitory  zaiy  tsy  nolaizainao
Sao  hoe za  indray  no hita hoa fa  tsy  ianao
Mba  tsy  ho  menatra  aho raha ho avy ilay andro iray
Fa  mba  ianao  no nampandroso ahy hatramin’ny Ray

Ref...

Ampianaro aho  hahalala  
Aza  havela  aho  tompo  malala  o
Ampianaro  aho  mba  hanisa
Ny  andro  sisa
ieeeeeeeeh

Ref...

Ampianaro  aho  hahalala  
Aza  havela  aho  tompo  malala o
Ampianaro  aho mba  hanisa
Ny andro  sisa

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo