maha malagasy (Poopy)


Hampiditra sary
Sary hafa
Mpihira : Poopy
Mpamaky : 1530
Nampidirin'i :
Tamin'ny : 08/02/2008 15:32:49
ID : 4999

Imprimer Facebook Facebook
Aza simbana ny maha malagasy
Aza simbana amin’ny fanahy ratsy    ,
Aoka tsy   hiady f’iray ihany ity nosy,
Na samihafa fomfomba tsy mitovy.

Dia fihavanana, fifankatiavana,
No ahanfantarana ny tena malagasy,
Ny fahendreny koa tsy manam-paharoa,
Tsy mahamenatra ny maha malagasy

Iray ihany rehefa malagasy,
Iray aina ary koa iray vatsy,    
Aoka tsy loko no avela ampizara,
Fa malagasy mikatsaka ny tsara.                                                                          

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo