Alina Masina
ALINA MASINA 1. Alina aaa, masina aaa Feno hafaliana, hafalian’ny lanitra Alina aaa, sambatra aaa Miravoa ry olombelona aaa Fa mpamonjy no teraka hoantsika Tranon’omby no solom-patoriana Voninahitra anie ho anao ry avo indrindra Fiadanana ety an-tany Gloria (Gloria), Gloria (Gloria) In exelsis Deo