Fara andro
Lohateny
Fara andro
Nampiditra hery
Tamin'ny 28/05/2023 14:53
Vangy : 1265
Mamina fara andro
Narovana & rojo
Capo 2
G :XX543X
Dadd11 :X5403X
Em :XX2000
C2 : X3X030
G D Em C2
Fa miha maizina ny tany eh
G D Em C2
Tsy mahita ny zanak'olmbelona maro eh
G D Em C2
Mihovitrovitra aoka izany eh
G D Em C2
Ny rehetra mitranga fahoriam-be
Am C G D
Alaohery andao isika hifankatia
Am C G D
Fa fandalovana no ety
Am C G D
Alaohery ny harenanao anie tsy ho lany
Am C G D
Fa tsy manaraka anao makany
Am B C
Ah ah ah ah
Fiverenana
C G Am F
Raha ho avy ny andro hiafaran'ny tany
C G Am F
Mangotrangotraka e ny zava-boary
C G Am B Am
Ka hiatra ny hatezeran-janahary
B Am
Tsy ho zakan'olo ooo
Am B
Fa ho rava ny tontolo
B C D
Ho aiza ianao
G D Em C2
Tsy mazaka sazin-janahary izaho marary
G D Em C2
Tsy mazaka sazin-janahary izah mavozo
G D Em C2
Tsy mazaka sazin-janahary izaho marary
G D Em C2
Tsy mazaka sazin-janahary izaho mavozo
Tetezana:
Alaohery andao isika hifankatia
Fa fandalovana no ety
Alaohery ny harenanao anie tsy ho lany