Mamela heloka isan'andro (Vetson-kira)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1 Mamela heloka isan'andro
Ianao Jesoa, tononkira.serasera.org Zoky be fitia (be fitia)
Nefa, nefa re, indrisy!
Fa lotoiko, fa lotoiko tamin'ny otako.
O! o! Miantsoantso aho e:
Ray malala ô (Ray malala),
O! o! Atsangano aho,
Atsangano aho fa efa clqbvmt trotraka.
2 Tsaroako dia tsaroako, eny,
Ny hadisoako, zoky be fitia (be fitia)
Nefa, nefa udkco re, indrisy!
Fa fiadanana, wyqis fa fiadanana no katsahiko.
Ianao Jesoa, tononkira.serasera.org Zoky be fitia (be fitia)
Nefa, nefa re, indrisy!
Fa lotoiko, fa lotoiko tamin'ny otako.
O! o! Miantsoantso aho e:
Ray malala ô (Ray malala),
O! o! Atsangano aho,
Atsangano aho fa efa clqbvmt trotraka.
2 Tsaroako dia tsaroako, eny,
Ny hadisoako, zoky be fitia (be fitia)
Nefa, nefa udkco re, indrisy!
Fa fiadanana, wyqis fa fiadanana no katsahiko.
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Vetson-kiraVangy : 2233
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : rantomahefa2000
Daty : 22/02/2023 13:21
