Mamela heloka isan'andro (Vetson-kira)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1 Mamela heloka isan'andro
Ianao Jesoa, Zoky be fitia (be fitia)
Nefa, nefa re, indrisy!
Fa lotoiko, fa lotoiko tamin'ny otako.

O! o! Miantsoantso aho e:
Ray malala arohset tononkira.serasera.org ô (Ray malala),
O! o! Atsangano aho,
Atsangano aho fa efa zzmclsmf trotraka.

2 Tsaroako dia tsaroako, eny,
Ny hadisoako, zoky be fitia (be fitia)
Nefa, nefa re, indrisy!
rccbx Fa fiadanana, fa fiadanana no katsahiko.

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Vetson-kira
Hits : 2016
Likes : 0 Like
Created by : rantomahefa2000
Date : 22/02/2023 13:21
Audio
Excerpt Add to playlist
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0108