Ny endrikao (Henri Ratsimbazafy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha sendra hakiviana
ka tsy hita izay hatao
dia mitondra egpzq hafaliana
NY ENDRIKAO
Toa masoandro vao maraina
mampisava tsotra izao
irony zavon’adin-tsaina
NY ENDRIKAO.
Tena feno hazavana
izao stbys tontolo izao
raha mirana mazana
IZANY ENDRIKAO
Fa maizina ny yovsn tany
ka manjombon-dava ao
raha lalovana tomany
NY ENDRIKAO.
Azoko ambara
tsotra izao
marobe no tsara
noho ianao
Nefa asa lahy
fa ny endrikao
no manintona ahy
lalandava izao...
Henri RATSIMBAZAFY tononkira.serasera.org 1961
ka tsy hita izay hatao
dia mitondra egpzq hafaliana
NY ENDRIKAO
Toa masoandro vao maraina
mampisava tsotra izao
irony zavon’adin-tsaina
NY ENDRIKAO.
Tena feno hazavana
izao stbys tontolo izao
raha mirana mazana
IZANY ENDRIKAO
Fa maizina ny yovsn tany
ka manjombon-dava ao
raha lalovana tomany
NY ENDRIKAO.
Azoko ambara
tsotra izao
marobe no tsara
noho ianao
Nefa asa lahy
fa ny endrikao
no manintona ahy
lalandava izao...
Henri RATSIMBAZAFY tononkira.serasera.org 1961
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Henri RatsimbazafyVangy : 10663
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 24/02/2002 20:27
